Quantcast
Channel: Global Voices teny Malagasy » Lahatsary
Browsing latest articles
Browse All 85 View Live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Shina : Fetiben'ny Henan'Alika- Heloka Sa Kolontsaina ?

Sakafo matsiro aroso ambony latabatra fihinanana any amin'ny faritra sasany ao Shina ny henan'alika, ary efa hatramin'ny nanodidina ny taona 500 talohan'i Jesoa na mety efa taloha be aza ny fihinanana...

View Article



Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mety Hisamborana Anao Ny Fanatontosana Lahatsary Youtube Hanohanana Ny...

Pikantsarin'ny lahatsary manohana ny ekipam-pirenena Iraniana nandritra ny Mondialy. Nosamborina ny olona telo nandray anjara tamin'ny fanatontosana ny lahatsary. Iray volana monja taorian'ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mampakatra Vidin-tsolika Hatrany Amin'ny 78 Isanjato i Ejipta

Dika amin'ilay didy hampakarana ny vidin-tsolika ao Ejipta ho ambonin'ny avo roa heny. Loharanon-tsary: @AhmedKheir on Twitter Tezitra mafy tamin'ny fampakarana vidin-tsolika ireo Ejiptiana mpisera...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Nahoana No Te-Hosamborina Ireo Vahoaka Maherin'ny 500 Nitokona Tany Hong-Kong?

Niandry ny mpitandro filaminana hisambotra azy ireo mpitokona teo amin'ny arabe Chater nandritra ny fitokonana am-pilaminana tamin'ny 2 Jolay. Sary avy amin'ny inmediahk.net. Tsy azo ampiasaina amin'ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mandrava Trano Fiangonana Sy Manaisotra Ireo Lakroà Sasany I Shina, Nefa...

Sary amin'ny T-shirt miantso ho amin'ny fampitsaharana ny hetsika fandravana trano fiangonana. Sary tao amin'ny Weibo. Nandrava trano fiangonana maherin'ny 10 ny manampahefana Shinoa ary nanaisotra...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Eto Ny “Sokajim-Pampitandremana” Hilaza Aminao Ny Famoretan'ny Polisin'i Hong...

Polisy manampahefana mijery ireo sora-baventy fampitandremana ary toa “tsy mahatakatra akory ny dikan'izy ireo”, hoy i Kacey Wong, mpanakanto nanatontosa ny asa-kanton'ny fihetsiketsehana. Sary avy...

View Article

SARIPIKA: Mandrava Ny Moskean'ny Mpaminany Jonah Ao Mosul, Iraka Ny ISIS

Manohy mandrava ireo toerana masina sy moskea Shiita taloha ny Fanjakana Islamika ao Iraka sy Syria (ISIS), izay nibodo ny tanàna faharoa lehibe indrindra ao Iraka, Mosul sy sisintany hafa ao...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

[Tandremo: Maherisetra] Lahatsary Avy Ao Gaza Mitatitra Ny Namonoan'ny...

Nivoaka ety anaty aterineto ny lahatsary iray mampiseho ny daroka nataon'ny Israeliana avy eny an-habakabaka ka nahafaty an'i Ramy Ryan, mpanao gazety tao Gaza sy ny fanafihana natao ny fiara iray...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Misoroka Ny Fanafihan'ireo Elefanta Mpirenireny Amin'ny Alalan'ny Vaovao...

Elefanta mpirenireny manimba ny tranon'ireo mponina ao Dimapur. Sary avy amin'i Caisii Mao. Zon'ny mpamorona Demotix (21/6/2012) Olona an-jatony vitsivitsy no mamoy ny ainy isan-taona ao India noho ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mampiasa Media Sosialy Ny Indiana Mba Hiadiana Amin'ny Fanavakavaham-piaviana...

Fihetsiketsehana tao Delhi manohitra ny fanafihana ireo Indiana avy ao amin'ny fanjakana tavaratra-atsinana tao amin'ny toerana maromaro tao India. Sary avy amin'i Rajesh Tandon. Zon'ny mpamorona...

View Article
Browsing latest articles
Browse All 85 View Live




Latest Images

Southern Thunder

Southern Thunder

Big Mac Attack

Big Mac Attack

Eric Morrison

Eric Morrison

Rick Pierce

Rick Pierce

Readspeed

Readspeed

Super Rat

Super Rat

Hell's Cargo

Hell's Cargo

Ron Scott

Ron Scott

Northern Force

Northern Force

The Underdog

The Underdog